|
|
|
|

Teny iditra1  antsifiharatra
Singan-teny  2 antsy, 3 fiharatra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Antsy fanaratana toy ny hareza fahizay, ny tahony tena iray amin' ny lelany ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A small knife used as a razor [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Rasoir d’autrefois, petit couteau dont le manche et la lame sont d’une seule pièce [1.3]
Voambolana  8  Fitaovam-piasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12