|
|
|
|

Entry1  antsipilavaka
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  antsipy, lavaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka
Explanations in English  5  [1.2] [lavaka, a hole.] A game of pitching pebbles into a hole at a given distance.
Vocabulary  6  Game
Synonyms  7  tsipilavaka

Updated on 2025/07/29