|
|
|
|

Teny iditra1  antsiraka
Fototeny  2 tsiraka
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [an-tsiraka] 4 amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 in the coastal regions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 dans les régions côtières [1.8]
Ohatra  7  Fantany ankehitriny ny mahatonga azy ho fifaliana, fa toy ny hitan' ny masony ny avelon' ireo nila ravin' ahitra taty antsiraka kanjo lavo teo an-tany fiadiana. [2.5#]
Sampanteny 
Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09