|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 tsiraka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/5) | 7 tsiraka |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Ny fasika eny amoron-dranomasina, ny moron-dranomasina
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/5) | 12 tsiraka |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 tanjona
[1.1] 15 havoana mandosoka eny amin'ny lohasaha na tany lemaka; fidinana [Sihanaka] [1.78] |
| Teny iditra (4/5) | 16 tsiraka |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Lefona lava zarana amakiana varavarana,
[1.1] |
| Teny iditra (5/5) | 19 tsiraka |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 filaments, nervures des feuilles
[1.3#784] 22 (toute l'île). Fibres qui se détachent surtout à partir des feuilles (pour le rafia par exemple) ; nervures des feuilles [1.196] |
| Voambolana | 23 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 24 tsiratsiraka |
| Fivaditsoratra | 25 kitsara, 26 ritsaka, 27 sitraka, 28 tsikara, tsiraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|