Entry | 1 antsoharaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 antsohara |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Hosorana rano mba ho mafimafy kokoa (ny vilany vaovao) Fotopotorana na hamafisina tsara: Isika izao: velona iray trano, maty iray fasana; fihavanana tsy misy hoantsoharaina ny antsika (kabary am-panambadiana) |
Explanations in English |
9 [1.2] to be seasoned or tempered, as in antsohara. |
Anagrams | 10 anasatrohany, anatsoriahan, antsoharaina, hanasarotany, hanatsiranao, hanatsoranay, hisantaranao, hisatrananao, hosantaranay, hosatrananay, nanatsoriaha, nitsaharanao, nohatsaraina |
Updated on 2025/08/05 |
![]() |