|
|
|
|

Teny iditra1  aofana
Fototeny  2 ofana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atsoboka ao anaty rano na diloilo mangatsiaka rehefa avy nodorana mba ho tonga mafimafy kokoa; hamafisina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be tempered, to be hardened. [1.2]
6 to be tempered; to be trained [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on trempe (métal); qu'on entraîne [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 afanao, aofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12