|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ofana |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanamafisana metaly vao notefena, izay asoka ao anaty rano na diloilo mangatsiaka rehefa avy nodorana mivaingana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 tempered
[1.2] 5 the tempering of steel [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 trempe de l'acier
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 malady ofana |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 afano, 12 afona, 13 fanao, 14 fanoa, 15 foana, ofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|