|
|
|
|

Teny iditra1  aorina
Fototeny  2 orina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atsangana, atsatoka: Tamin' ny taon-dasa no naorina itỳ tsena itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be raised up, to be fixed in the earth, to be founded. [1.2]
6 to be founded; to be fixed in the earth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on fonde; qu'on fixe dans la terre [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 anairo, 13 anario, 14 anirao, aorina, 15 ianaro, 16 iarano, 17 iorana, 18 iroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12