|
|
|
|

Teny iditra1  haorina
Fototeny  2 haotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kaohina na kikisana amin' ny hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foana ny ranjony ka nanjary nisy hazaka / Haory kely aho fa mangidihidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 see haotra [1.2]
6 to be scratched [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 contre quoi on se frotte [1.8]
Ohatra  8  Tandremo sao haorina na ratraina ilay takom-pery malemy. [2.424#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13 haotraorina
Kamban-teny rehetra  14 voangaorondambo

Fivaditsoratra  15 aharony, 16 ahorina, 17 aniraho, 18 anohary, 19 anorahy, 20 arahony, 21 aronahy, haorina, 22 hariaño, 23 haroina, 24 hoarina, 25 iharano, 26 oharina, 27 rihaona, 28 roahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09