|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aotrika
Fototeny  2 otrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny volako
5 (voankazo) Atao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto
6 Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miaramila valopolo lahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be ripened artificially [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on mûrit artificiellement [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 zava-pisotro naotrika
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  aotrika
Fototeny  16 otrika
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  18 qu'on met en embuscade [1.3#457]

Fivaditsoratra  19 akatrio, 20 akitrao, 21 akotray, aotrika, 22 karaoty, 23 Kariota, 24 koaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09