|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 otrika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé. On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique.
[Merina]
[1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 24 otrika |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 an ambush
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 embuscade
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 30 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 32 otrika |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
35 petite poule d'eau
[1.54] |
| Ohatra |
36 Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika.
[2.48]
|
| Voambolana | 37 Haibiby: vorona |
| Fivaditsoratra | 38 akotry, 39 ikotra, 40 itroka, 41 karoty, 42 kitrao, 43 Korita, 44 kotria, 45 okitra, otrika, 46 rotika, 47 tiorka, 48 trioka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|