|
|
|
|

Teny iditra1  apaingotra
Fototeny  2 paingotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (paingotra na tsilo) Entina mitana: Itỳ apaingotra ny akanjonao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 (épingle ou épine) qui sert à attacher [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12