|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aparitaka
Fototeny  2 paritaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Aely tsy misy kitotony amin' ny toerana maro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 same as apariaka [1.2]
Ohatra  6  Izao anefa, lazaina izany, lazaina an-karihary, aparitaka. [2.472]
7  Tsy aparitaka ny fako sy ny loto fa gadrana amin' ny toe-rana iray. [2.445]
8  Raha tsorina dia izao : aleo vitsy fa tsara, ary aparitaka any amin' ny sehatra be asa tokony hatao ny zazavao. [4.27]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13 apariaka

Teny iditra (2/2)14  aparitaka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
16 distributif [1.13]
Voambolana  17  Matematika: alijebra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12