|
|
|
|

Teny iditra1  apariaka
Fototeny  2 pariaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Aparitaka, ahahaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be scattered, to be dispersed, to be dissipated. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 à éparpiller [1.3]
Ohatra  7  Ary ny vary ny Sianaka, tsy mba manetsa fa vary apariaka [2.48]
8  Hoseko tahaka ny fotaka eny an-dalana izy ka apariako [2.996]
9  Hafaliana no nentin' i Bina sy Fatakamana hapariaka eo amin' izy mianaka kanjo hay nisy latiratsiny koa ireny [2.499]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14 aparitaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12