|
|
|
|

Teny iditra1  apika
Fototeny  2 pika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Afantsitsitra: Napikany taty amiko ny rano
5 Alefa, avela handositra: Napikan' ny olona indray ilay mpangalatra
6 Aforitra, hidiana: Napikany ny elo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 used of an umbrella or pocket-knife to be closed. [1.2]
8 to be closed, as a pocket knife or an umbrella [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on ferme comme un canif ou un parapluie [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14 pihina

Fivaditsoratra  apika, 15 paika, 16 piaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12