|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1 pika
Sokajin-teny  2 mpamaritra na tambinteny
Fanazavàna teny anglisy  3 alone [Provincial] [1.2#479]
Kamban-teny rehetra  4Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/7)5 pika
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Fipitsihan-javatra miala amin' ny toerana misy azy, ka misy feo kely miaraka amin' izany; fampifantsitsirana; fandosirana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 a click of a knife or lock; a pocket-knife, probably from the click of a blade; sweet potatoes peeled and cooked with fat. [1.2]
9 the click of a knife or a lock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 action de sauter, de bondir, de jaillir, de se détacher, de se déboiter avec bruit, d'éclater en produisant une petite détonation
action de s'évader [1.3]
11 petit bruit ou éclat comme d'un canif qu'on replie [1.8]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  29Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/7)30 pika
Sokajin-teny  31 anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 bokotra misy andahiny sy ambaviny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  33 bouton pression [1.13]

Teny iditra (4/7)34 pika
Sokajin-teny  35 anarana
Fanazavàna teny malagasy  36 Karazam-boninkazo izay madinika maro loko mahafinaritra mitambatambatra ny felany [1.1]
Ohatra  37 Ny pika sy ny dalia no voninkazo tiany indrindra, ka namboleny teo. [2.332]
Voambolana  38 Haizavamaniry: voninkazo

Teny iditra (5/7)39 pika
Sokajin-teny  40 anarana
Fanazavàna teny frantsay  41 Sens général : éclater en lançant des étincelles. Nom donné aux bois qui éclatent avec bruit lorsqu'on les met au feu. Ce sont surtout suivant les dialectes :
Allophylus arboreus Choux (Sapindaceae) [Betsimisaraka]
Tina gelonium Schult. (Sapindaceae). Voir aussi piky [Taimoro] [1.196]
Voambolana  42 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/7)43 pika
Sokajin-teny  44 anarana
Fanazavàna teny frantsay  45 (Betsileo) Brindilles sèches, employées comme combustible, surtout pour allumer le feu. Broutilles. Ce nom est donné à plusieurs arbustes fréquemment employés à cet usage. Souvent des philippia (Ericaceae). [1.196]
Voambolana  46 Haizavamaniry

Teny iditra (7/7)47 pika
Sokajin-teny  48 anarana
Fanazavàna teny frantsay  49 (de pika : sautillement). Manioc en bouchons, décortiqué avant le séchage. Il est élastique et sautille facilement. [1.196]
Voambolana  50 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  51 kapy, 52 kipa, 53 paky, 54 pika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08