|
|
|
|

Entry1  arafitra
Part of speech  2  passive verb
Root  3  rafitra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Araikitra, ampiadina, apetaka
Explanations in English  9  [1.2] used of the various pieces of a thing that are to be joined together to form a whole.
10  [1.7] to be constructed
Explanations in French  11  [1.3] à construire, à ajuster, à faire quereller
12  [1.8] qu'on construit, qu'on ajuste, qu'on assemble
Examples  13  [2.48] nony voa taona ny vato korakórana madinika dia arafitra;
14  [1.38] ny tena hidy dia hazo lehibebe tsy miala, fa arafitra amin' ny varavarana, ary raha aroso, dia miditra ao amin' ny tolam-baravarana ka manidy ny varavarana.

Anagrams  15  afaritra, arafitra, arifatra, fitarara, ifatrara

Updated on 2025/07/29