Entry | 1 arahaba |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 8 17 words containing arahaba |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba dia nitarika ny resaka ingahy Rabetrena Teny enti-milaza fiderana olona iray noho ny soa azony na zava-dehibe vitany: Nitoman-davana nanaraka ny arabe ny olona nanolotra ny arahaba an' ilay vao nahazo ny fahaleovan-tena ho an' ny Nosy |
Explanations in English |
10 [1.2] salutation. [Ar. rahaba, to be made wide and spacious; Heb. rachab; Swa. marahaba, thanks, welcome.] 11 [1.7] a greeting; congratulations |
Explanations in French |
12 [1.3, 1.8] salut, félicitations 13 [1.3] salutation |
Vocabulary |
14 Forms of Address |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word arahaba |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |