|
|
|
|

Entry1  arahabaina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  arahaba
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Tolorana arahaba: Arahabao ny olon-dehibe fantatrareo, rankizy
Deraina: Noarahabain' ny namany izy tamin' ny izy nahazo voalohany
Omena firarian-tsoa: Raha vao nivoaka ny eglizy, dia noarahabain' ny havany ireo mpivady vao
Explanations in English  9  [1.2, 1.7] to be congratulated
10  [1.2] to be saluted. The past tense is often shortened to noharabaina.
11  [1.7] to be greeted
Explanations in French  12  [1.3#58, 1.8] qu'on salue
13  [1.8] qu'on félicite
Examples  14  [2.528#153] arahabaina, tonga soa eto Imerina
15  [2.996] Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin' ny ataonareo?
16  [2.895#60] nefa nony nandroso niditra ny vavahady dia tsy nisy nanakana fa nifamonjena noarahabaina aza
17  [2.356#217] Vazaha vahiny anankiroa, iraka avy tany andafy, dia Mr Christeller sy Mr Paul Barnaud, no tonga tao an-tanàna niarahaba ary narahabaina dia nitoriteny tao am-piangonana
18  [4.27#2008/12/08] ary izany dia manaja ny fombafomba marina anivon' ny fiaraha-monina, dia ho arahabaina
19  [1.368] Kanefa ohatran' ny tokony hoharahabaina koa ianareo mbola tafajanona eo amin' ny toerana raha dinihana satria notsofin' ny rivotra tsy lavo, nopahon' ny riaka tsy folaka
20  [5.mg.https://mg.coronavirusnewslive.com/coronavirus/in-mexico-beach-towns-block-themselves-off-because-of-virus/] harahabaina hatrany izy ireo, fa izao kosa dia tokony hijanona ao an-trano izy ireo
Proverbs  21  Proverbs containing the word arahabaina

Anagrams  22  arahabaina, iarahabana

Updated on 2025/07/29