|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arahina |
| Fototeny | 2 araka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy
5 Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao 6 Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy 7 Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao 8 Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts.
[1.2] 10 to be followed; to be prosecuted [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on suit, qu'on poursuit
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | arahina, 18 hairaña, 19 hariana, 20 iharana, Iharaña, 21 Naharay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|