|
|
|
|

Entry1  araikitra
Part of speech  2  passive verb
Root  3  raikitra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Araiketo amin' ny rindrina itỳ sary itỳ. Araiketina ny varabarana fa hetsiketsehin' ny rivotra
Araiketo ao antsaina tsara izany anatra izany
Tapahina, vitaina, faranana: Aoka haraikitra amin' izay itỳ raharaha itỳ fa efa nitarozaka ela loatra
Explanations in English  9  [1.2] used of something to be stuck to something else, or something agreed upon.
10  [1.7] to be stuck to something
Explanations in French  11  [1.3] à attacher, à fixer, à conclure
12  [1.8] qu'on colle sur une chose
Examples  13  [2.117] Araikitra amin' ny hazo ireo tariby ireo.
14  [2.996] Ny voady amam-pianianana rehetra amehezany tena hampahory ny fanahiny, dia azon'ny lahy araikitra, ary azon'ny lahy foanana.

Updated on 2025/07/29