|
|
|
|

Entry1  aravona
Part of speech  2  passive verb
Root  3  ravona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Atao mitovy tantana: Tokony haravona ny tany alohan' ny hanorenana trano
Ampitovina; zaraina mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe: Tokony haravona daholo hono ny haren' ny olona rehetra, hoy ireo mpandinika sasany momba ny fitantanan-karenam-bahoaka
Explanations in English  9  [1.7] to be levelled; to be averaged
Explanations in French  10  [1.8] qu'on nivelle; qu'on aplanit; dont on fait la moyenne

Anagrams  11  aravona, arovana, ravanao, voanara, voarana

Updated on 2025/07/29