Entry | 1 arehitra |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava |
Explanations in English |
4 [1.7] to be set on fire; to be lighted |
Explanations in French |
5 [1.3] à allumer; (colère) à atiser, (guerre) à provoquer 6 [1.8] qu'on allume |
Examples |
7 [2.48] ary nony voa tohana tsara, dia arehitra ny fototra. |
Root | 8 rehitra |
Morphology |
|
Anagrams | 13 arehitra, hiaretra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |