|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aretina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zava-mahazo mampangirifiry ny vatana
4 Karazan' aretina: aretin' andoha, aretin-tenda, aretin-tratra, aretin' avokavoka, aretim-po, aretin-kozatra, aretin-kibo, aretim-bavafo, aretim-bavony, aretin' aty, aretin-tsinay, aretin-tsofina, areti-maso, aretin-koditra, aretin-tsaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 sickness, illness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 maladie [1.3.fr#60, 1.8, 1.54, 1.13]
Ohatra  7  Mety koa ho azon'aretina, hoy i Dada. [2.442#]
8  Ny aretina moa dia efa maro no fongana. [2.445#]
9  Nisy indray aretina nandringam- Bahoaka. [2.59#]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Voambolana  11  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 38 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14 Randzavola: aretina ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)15  aretina
Fototeny  16 aritra
Sokajin-teny  17  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 qu'on endure, qu'on supporte [1.3#62]
Haiendriteny 
19  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  aretina, 20 aterina, 21 ietrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09