|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  arika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto teny ireto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 mémoire [1.3]
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)6  arika
Fototeny  7 rika
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  9 Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: Iretsy hazo boribory iretsy arika an' itỳ rambaramba ity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 ce qu'on met sous le traîneau pour le faire rouler [1.3]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)15  arika
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 rate [Tankarana] [1.19]
Voambolana  18  Haiaina
Tsipelina hafa  19 ariny
Tovy hevitra  20 bakela, katry, lambiñana
Kamban-teny rehetra  21 bearika

Fivaditsoratra  22 araky, arika, 23 iraka, 24 karia, 25 raika, 26 rakia, 27 riaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17