|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo boribory atao ao ambanin' ny rambaramba rehefa mitaribato: Mikodia ny rikany, dia mizotra ny rambaramba ipetrahan' ny vata.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Nom qu'on donnait autrefois aux rondins utilisés pour déplacer les dalles funéraires ou d'autres objets lourds à l'aide de leviers, ainsi qu'aux bois utilisés pour faire ces rondins. Voir vandrika.
[Merina]
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 16 rikany |
| Teny iditra (2/2) | 17 rika |
| Sokajin-teny | 18 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 ialahy, ise, itena
[Betsileo]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 20 roke |
| Tsanganana sy sary iray takila |
21 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 22 kary, 23 kira, rika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|