Entry | 1 aripaka |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 ripaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Azera, asiana ka betsaka no voa, maty: Betsaka ny trano naripaky ny tondradrano ka rova. / Naripaky ny gripy ny mponina teto tamin' ny taona 1919 ka izaitratra no maty Aringana, maty daholo: Naripaky ny fahavalo ny olona nipetraka tamin' ireo trano ireo Fonganina, levonina, tsy misy asiana miangana, atao majifa: Naripaky ny ankizy ny palsony ka tezitra izaitsizy Ra koto |
Explanations in English |
9 [1.7] to be destroyed en masse |
Explanations in French |
10 [1.8] qu'on couche ou extermine en masse |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word aripaka |
Anagrams | 12 apariak, aripaka, pariaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |