|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aromborombo |
| Fototeny | 2 romborombo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 avela hiromborombo
5 (volombava) Avela haniry misaritadritaka: Nahoana re no dia aromborombo tahaka izao itỳ volombavanao e! [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|