|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 romborombo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Rambondrambony na kitsambony amin' ny zavatra tsy voafarana tsara; ambiny mitaritarika na mitarozadrozaka amin' ny taratasy tsy voadidy tsara: Makà hety hanapahana ny romborombony amin' ity lamba ity
[1.1] 4 rambodrambony na tsikambony amin'ny zavatra tsy voafarana tsara [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 bavure
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21 manala romborombo |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|