|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  arona
Fototeny  2 rona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ahilana, atongilana, araika: Aza aròna mankany an-kavia ny lohanao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à incliner, à faire pencher [1.3#546]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  aroña
Sokajin-teny  11  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12 ary: etsy sy aroña [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)13  Arona
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15 Randzavola: Arona amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  16 Aaron [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  17 Aaron [2.996]
Voambolana  18  Soratra Masina
Tsipelina hafa  19 aarona, aarona
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  20 Toko sy andininy momba Arona

Fivaditsoratra  21 anaro, 22 arano, aroña, Arona, arona, 23 orana, 24 ranao, 25 raona, 26 roaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27