|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 haro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Famadibadihana zavatra mba hifangaroan' ny ao anatiny tsara
4 Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro [1.1] 5 fitambarana taharo roa na maromaro [1.13] 6 fifangaroana [Taisaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a mixture. [mal. And jav. Aru, to stir up.]
[1.2] 8 a mixture [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 mélange
[1.8] 10 complexe, mélange, composition [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 26 fangaro, 27 laro |
| Kamban-teny rehetra | 28 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 29 haro |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 corbeille
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (3/4) | 32 haro |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 fihadiana
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 35 haro |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
37 alina
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | haro, 38 Hora, hora, 39 raho, 40 roha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|