|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aro riaka |
| Singan-teny | 2 aro, 3 riaka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tatatra atao akaikin' ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin' izany ilay voly na ilay trano
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 rigole ou petite digue autour de la maison pour la protéger contre l'eau
[1.3] |
| Ohatra |
7 Satria nisy ny aroriaka hatrany sahala amin' izany natao, dia mba vita ihany ny teo.
[2.4#]
|
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|