|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 riaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Rano avy amin' ny ranonorana mikoriana amin' ny tatatra: Nentin' ny riaka ny satrony ka tsy tratra intsony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 small streams of water running here and there after rains and running into rivers; the little streams of water after a wave
[1.2] 5 small streams of water after rain [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 l'eau de pluie qui forme torrent, torrent d'eau
[1.3] 7 ruissellement des eaux de pluie [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 19 riaka |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 ranomasina
[Tambahoaka]
[1.78] 22 Rano be; ranomasina: Anivon' ny riaka no anarana niantsoana fahizay ny tanintsika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 the sea
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 la mer
[1.3, 1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 25 anivon' ny riaka |
| Teny iditra (3/3) | 26 riaka |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 habetsahana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 ce qui est en grand nombre, comme une couvée de poussins, un troupeau
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 30 araky, 31 arika, 32 iraka, 33 karia, 34 raika, 35 rakia, riaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|