|
|
|
|

Teny iditra1  aroso
Fototeny  2 roso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin' izao ny vary
5 Asaina miditra, ampidirina: Arosoy ilay olona ao fa efa niandry ela loatra
6 Entina: Naroso tamin' ny fitsarana ny adinay
7 Afindra ho alohaloha kokoa: Naroso ny daty hanaovana fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be pushed, to be put forward [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on pousse; qu'on présente; [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  aroso, 15 asoro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02