|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 roso |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Efa miainga; efa lasa: Roso ny dia
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 going on
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 parti, qui est allé en avant: Roso izahay (Nous sommes partis, nous sommes allés en avant)[1.3#549] 6 continuer, progresser [1.8] |
| Ohatra |
7 Dia roso ny diako hamonjy ny renivohitry i Frantsa.
[2.471]
8 Vao maty ny masoandro, dia roso ny dia. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 34 Imerimandroso |
| Fivaditsoratra | roso, 35 soro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|