|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  arosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-borona andrano dia mitovitovy amin' ny dokotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a wild duck. Sarkidiornis africana, Eyt. [1.2]
5 the hump-billed duck; also called ongongo (prov.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 oie de la côte de Coromandel [1.54]
7 canard à bosse; on l'appelle aussi ongongo (prov) [1.8]
Voambolana  8  Haibiby: vorona
Kamban-teny rehetra  9 tavan' arosy
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  arosy
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  13 aronjina [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  arosy, 14 raiso, 15 Rosia, rosia, 16 sario, 17 saroy, 18 Siora, 19 sirao, 20 siroà, 21 soria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27