|
|
|
|

Entry1  asanda
Part of speech  2  passive verb
Root  3  sanda
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Atao sanda, enti-milaza izay omena ho fanampy raha mifanakalo zavatra tsy mitovy vidy: Inona àry no hasandanao raha hatakaloko an' itỳ kiraro vao itỳ iny satrokao efa nanaovana iny?

Updated on 2025/07/29