|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asaoka |
| Fototeny | 2 saoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao saoka, atao fanampy (tapa-damba anampy amin' ny didy akanjo):
5 Soga voantondro telo no nasaoka ilay lohaka fa tery loatra [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 akasao, 12 asakao, asaoka, 13 asoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|