|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  saoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  17  Toe-karena: zaitra
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19  saoka
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 the chin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 le menton [1.8]
Ohatra  24  Ny volombava tsy miromborombo ary tsy malama, fa milantolanto amin' ny molotra sy ny saoka. [1.436#]
Haiendriteny 
25  Tsotra :
26  Tovonana :
Voambolana  27  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  40  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  41  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  42 akosa, 43 asoka, 44 Kaosa, 45 kasao, 46 kasoa, 47 sakao, 48 Sakoa, sakoa, saoka, 49 soaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27