|
|
|
|

Teny iditra1  asasy
Fototeny  2 sasy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao sasy, atao fiteny na filatron-kira mialoha: Feon-javamaneno mahafinaritra no nasasiny ny fampisehoana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  asasy, 9 asisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12