|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sasy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaovana kely mialoha sahady izay atao, ho fanomanana sy fandantolantoana: Aza be sasiny rehefa hiteny, fa avy hatrany dia vantano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 an introduction, preliminaries [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 introduction, préliminaires [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)16  sasy
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 hiram-paty [Sihanaka] [1.78]
19 Rira fiandrasam-paty [1.1]
Mpanahaka  20  bazeha, 21  raloba

Teny iditra (3/3)22  sasy
Sokajin-teny  23  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  24 intsony [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  sasy, 25 Sisa, sisa, Sisà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27