Entry | 1 asiana |
Root | 2 isy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: Asio sira ny laoka Velezina, vonoina amin' ny kapoka, ampiharana fahavoazana, na ara-batana na ara-tsaina: Nasiana tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nasian-dRakoto teny ratsy Rabe Enti-milaza toerana hanorenan-trano: Nasiana trano teo andrefanay; -- toerana ambolena zavatra: Asio vomanga itỳ sombin-tany itỳ; -- toerana ametahana zavatra: Asio bokotra kely itỳ akanjoko -- toerana ametrahana zavatra: Nasiany voninkazo ny latabatra fiasako [1.1] |
Explanations in English |
5 to have something put with it or into it to be struck or attacked [1.7] |
Explanations in French |
6 où l'on met qu'on frappe, qu'on attaque [1.8] |
Examples |
7 Diovina avy eo ary asiana sira.
[2.117#]
8 Ary andrefan-trano no asiana azy. [2.442#] 9 Dia asiana volafotsy eo amin' ny vozon' ny voatavo arivolahy. [2.508#] |
Morphology |
|
All compound words | 14 5 combinations of this word |
Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
Anagrams | 16 anaîsa, 17 Aniasa, 18 asaina, 19 asiana, 20 iasana, iasaña |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |