|
|
|
|

Entry1  asitrika
Part of speech  2  passive verb
Root  3  sitrika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Alentika, atsoboka: Nasitriny tany anaty rano ilay alika, nefa tafapoitra ihany
Afenina: Nahoana no asitrikao any anaty lambanao ny bokiko?
Alevina: Amin' ny telo ora hariva no hasitriko ny razana
Explanations in English  9  [1.7] to be plunged into something
Explanations in French  10  [1.8] qu'on plonge dans l'eau, dans quelque chose; qu'on ensevelit; qu'on enfonce

Anagrams  11  aritsika, asitrika, sitrakay, takasiry

Updated on 2025/07/29