|
|
|
|

Teny iditra1  asoka
Fototeny  2 soka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atsoboka, alentika ao anaty rano dia tsoahina: Asokay ao anaty kafe misy ronono ny mofo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 akosa, asoka, 10 Kaosa, 11 kasao, 12 kasoa, 13 sakao, 14 Sakoa, sakoa, 15 saoka, 16 soaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27