|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 soka- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe sokatra |
| Teny iditra (2/2) | 3 soka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 loko
[Tanosy]
[1.78] 6 Fanatsobohana ao anaty rano, toy ny fandokoana ny lamba na fanofenana ny vy avy notefena 7 Ranon-doko mainty, loko mainty: Lopotra tsara soka. [1.1] 8 ranon-doko [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 teinture
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 30 kaso, 31 Kosa, kosa, 32 sako, soka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|