|
|
|
|

Teny iditra1  asolanga
Fototeny  2 solanga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao milavo any aoriana: Aza asolanga ohatra izao ny volonao fa efa lehiberahateo ny handrinao [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12