|
|
|
|

Teny iditra1  solanga
Fototeny  2 langa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza zavatra -- indrindra ny volo na ny tandroka -- miakatra mankany ivoho:
5 Volo solanga [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 dont la pointe, le sommet est recourbé en arrière, comme les cornes de certains boeufs, comme les cheveux qui se dressent sur le front et se recourbent en arrière, comme un couteau dont la pointe est recourbée en arrière [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  25  Toe-karena: fiompiana
Kamban-teny rehetra  26 solanga mihajoko
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  28  Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  29 langaso, solanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17