Entry | 1 asolo |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 solo |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao solo: Itỳ antsipika itỳ asolo ilay anao verin' ny zanako |
Explanations in French |
9 [1.3#623] Celui ou ce qui sert à remplacer: Inty ny boky asoloko ny anao very (Voici un livre pour remplacer le vôtre qui est perdu) |
Examples |
10 [2.59#200] fa ataonao tompokolahy sy tompokovavy no asolo ny anarany enti-manona azy? 11 [2.366#138] Ary rehefa manao izay hevitra tokony hahalatsaka azy ianareo, ka tsy raisiny ihany, dia soloy, kanefa aza vola madio no asolo azy. |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word asolo |
Anagrams | 13 asolo, solao, soloa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |