|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asombolamandrorona |
| Singan-teny | 2 asombola, 3 mandrorona |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny fotoana iratran' ny volana Asombola mandra-pahafatiny, ary heverin' ny mpanandro
6 ho tsy azo isantaran-javatra [1.10] |
| Voambolana | 7 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|