Entry | 1 atampina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tampina |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao tampina, izany hoe: atao sarona na tsentsina na sakana: Itỳ biriky itỳ atampina ny lavaka |
Anagrams | 9 atampina, pitamana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |